Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 1:5 - Baiboly Katolika

5 Hany ka fony ny olona rehetra nandeha hiankohoka tamin’ilay zanak’omby volamena nataon’i Jerôbôama mpanjakan’i Israely, izy irery kosa niendaka tamin’ny be sy ny maro.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Ny havako rehetra sy ny fokon’i Naftalỳ razambeko dia teny amin’ny tendrombohitr’i Galilea rehetra teny no nanolotra sorona tamin’ilay zanak’omby volamena izay tao Dana no nataon’i Jerobohama mpanjakan’i Israely.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 1:5
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra