Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 1:4 - Baiboly Katolika

4 Na dia izy aza no zandriny indrindra tamin’ireo avy amin’ny fokon’i Neftalì, dia tsy mba nanao fanahin-jatovo velively izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Fony aho tanora ka mbola nipetraka tao amin’ny faritra nisy ahy teo amin’ny tanin’i Israely, dia nisaraka manontolo tamin’ny taranak’i Davida sy tamin’i Jerosalema ny fokon’i Naftalỳ razambeko. Kanefa io Jerosalema io no tanàna voafidin’Andriamanitra teo anivon’ireo fokon’i Israely rehetra mba ho fanoloran’ny Israelita sorona. Tao no nanorenana sy nanokanana ny tempolin’Andriamanitra ho an’ny taranaka rehetra ho avy.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 1:4
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra