Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 1:3 - Baiboly Katolika3 Isan’andro izy, dia nizara tamin’ireo rahalahiny, iray firenena aminy, sy babo toa azy, izay rehetra azony omena. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Izaho Tôbita dia nizotra nitandro ny rariny sy nanao asa soa nandritra ny andro rehetra niainako; nahavita fiantrana betsaka aho tamin’ireo havako sy mpiray firenena amiko, izay voababo niaraka tamiko teto Ninive, tao amin’ny tanin’ny Asirianina. Jereo ny toko |