Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 1:10 - Baiboly Katolika10 ka nitera-dahy taminy, izay nomeny ny anarany, sy nampianariny hatahotra an’Andriamanitra sy hifady ny fahotana rehetra, hatramin’ny fahazazany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Rehefa nentina ho babo taty Asiria aho, dia tonga tao Ninive. Tao amin’io tanàna io, ireo havako rehetra sy ireo mpiray tanindrazana amiko dia nihinana ny sakafon’ny mpanompo sampy; Jereo ny toko |