Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 1:11 - Baiboly Katolika11 Rehefa lasan-ko babo izy, mbamin’ny vady aman-janany, ka tonga tany Niniva, izay nisy ny iray foko aminy rehetra, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 fa izaho kosa nitandrin-tena mba tsy hihinana ireny sakafo ireny. Jereo ny toko |