Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 1:12 - Baiboly Katolika12 na dia nihinana ny hanin’ny mpanompo sampy aza ny olon-kafa rehetra, izy kosa nitahiry ny fanahiny ho madio, fa tsy mba nandoto tena tamin’ny henan’ireny, na oviana na oviana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Ny aiko manontolo no nahatsiarovako an’ilay Andriamanitro, Jereo ny toko |