Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 1:13 - Baiboly Katolika13 Ary noho izy tsy tapaka ny nahatsiaro ny Tompo, dia nataon’Andriamanitra nahazo fitia tamin’i Salmanazara mpanjaka izy, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 ka izany no nahatonga ahy hahazo fitia tamin’i Salmanatsara mpanjaka. Dia izaho no nampividianany ny zavatra rehetra nilainy; Jereo ny toko |