Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 1:14 - Baiboly Katolika

14 ka nomen’io alalana ho any amin’izay rehetra tiany haleha, sady hahazo manao izay tiany hatao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 izaho no mpandeha tany Media nividy entana ho azy mandra-pahafatiny. Koa, indray maka, dia nisy volafotsy telonjato kilao napetrako tamin’i Gabaela rahalahin’i Gabry.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 1:14
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra