Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 1:21 - Baiboly Katolika

21 Fa tamin’ilay Senakeriba mpanjaka nandositra avy tany Jodea, nony efa voan’ny faharesena namelezan’Andriamanitra azy, noho ny teny fanevatevana nataony, dia nisafoaky ny hatezerana izy, ka maro be tamin’ny zanak’i Israely no nasainy novonoina ho faty; ary i Tobia no nandevina ny fatin’ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Tsy ampy efapolo andro taorian’izany, dia novonoin’ireo zanany roa lahy ho faty ny mpanjaka; avy eo izy roa lahy no nandositra tany amin’ny tendrombohitra Ararata. Dia i Asaradiana, anankiray hafa tamin’ireo zanakalahin’i Saneheriba, no tonga mpanjaka nandimby azy. I Ahikara, zanakalahin’i Anaela rahalahiko, no nampiandraiketin’i Asaradôna ny fitondrana manontolo sy ny fitantanana ara-bola tao amin’ny fanjakany.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 1:21
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra