Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 1:22 - Baiboly Katolika22 Nisy olona nampandre izany ny mpanjaka, ka nasain’io hovonoina izy sy norobaina ny fananany rehetra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Io Ahikara io no nitaky rariny momba ahy, ka afaka niverina tao Ninive aho. Nandritra ny nanjakan’i Asaradôna, manko dia i Ahikara no mpandroso divay sy mpitana ny tombokasem-panjakana ary lehiben’ny fitondram-panjakana mbamin’ny fitantanam-bola tao Asiria. Izy no mbola voatanan’i Asaradôna hanohy ny andraikiny. Ankoatra izany i Ahikara dia anisan’ny fianakaviako, satria zana-drahalahiko. Jereo ny toko |