Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 1:20 - Baiboly Katolika20 ny noana nomeny hanina, ny tsy nitafy nizarany fitafiana, ary fatratra ny fahazotoany nandevina ny maty na novonoina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Norobaina avokoa ny fananako rehetra ka tsy nisy napetraka ho ahy fa nanatevenana ny tahirin’ny mpanjaka; i Hanà vadiko sy i Tôbià zanako lahy no hany tavela ho ahy. Jereo ny toko |