Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 1:19 - Baiboly Katolika19 ka nandeha namangy izay anisan’ny havany rehetra isan’andro i Tobia, nanala alahelo azy, nizarany ny fananany izy tsirairay avy, araka izay azony atao; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Nisy olona anankiray mponin’i Ninive nandeha nampandre ny mpanjaka fa izaho no nandevina ireo faty ireo, hany ka voatery niafina aho. Nony fantatro kosa fa nahalala ny momba ahy ny mpanjaka, ary nampitady ahy mba hovonoiny ho faty, dia natahotra aho ka nandositra. Jereo ny toko |