Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 1:18 - Baiboly Katolika

18 Tatỳ aoriana ela, nony efa maty i Salmanazara mpanjaka, dia i Senakeriba zanany no nanjaka nandimby azy. Nankahala fatratra ny zanak’i Israely io mpanjaka io,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Naleviko ihany koa ireo novonoin’i Saneheriba ho faty. Tany Jodea manko io mpanjaka io dia naniratsira an’ilay Andriamanitra mpanjakan’ny lanitra; ka ho famaizana azy no naneren’Andriamanitra azy hiala faingana tamin’io tany io. Saingy, rehefa tafaverina tao Ninive izy, dia nentanim-pahatezerana ka namono nahafaty Israelita maro. Dia izaho no nitondra an-tsokosoko ny fatin’ireo, ka nandevina azy. Nasain’i Saneheriba nokarohina ireny faty ireny, fa tsy nety hita.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 1:18
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra