Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 1:17 - Baiboly Katolika

17 ary teo amin’ireo vahoaka be mpiray tanindrazana aminy kosa, hitany ity lehilahy anankiray iray foko taminy, atao hoe Gabelosa, fa poritra mafy, ka natolony an’io ilay vola rehetra nentiny, dia nandraisany rosia taminy izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Nizarako ny mofoko ireo noana aho ary nomeko akanjo ireo tsy nitafy. Raha nisy fatin’olona anankiray mpiray firenena amiko natsipy tao ivelan’ny mandan’i Ninive ka sendra hitako, dia naleviko izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 1:17
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra