Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 1:16 - Baiboly Katolika

16 Indray mandeha izy dia lasa nankany Ragesa, tanànan’ny Meda, nitondra vola talenta folo, avy amin’ny fanomezana be loatra nomen’ny mpanjaka azy;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Tamin’ny andron’i Salmanatsara no efa nanome vola matetika an’ireo havako mpiray tanindrazana amiko aho.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 1:16
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra