Romana 4:3 - Baiboly Katolika3 Fa ahoana hoy ny Soratra Masina? Izao: «Nino an’Andriamanitra i Abrahama, ka izany no notanana ho fahamarinana.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Fa ahoana hoy ny Soratra Masina? «Ary nino an’Andriamanitra i Abrahama ka nisaina ho fahamarinany izany» (Gen 15.6). Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 Fa inona tokoa moa no voalazan’ny Soratra Masina? «Nino an’Andriamanitra i Abrahama ary nankatoavan’Andriamanitra azy ho marina izany!» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Fa inona tokoa moa no voalazan’ny Soratra Masina? «Nino an’Andriamanitra i Abrahama ary nankatoavan’Andriamanitra azy ho marina izany!» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Fa ahoana hoy ny Soratra Masina? ,,Ary Abrahama nino an’Andriamanitra, ka dia nisaina ho fahamarinany izany’’ (Gen. 15.6). Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Fa ahoana hoy ny Soratra Masina? Ary Abrahama nino an'Andriamanitra, ka dia nisaina ho fahamarinany izany (Gen. 15. 6). Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Fa ahoana hoy ny Soratra Masina? «Ary nino an’Andriamanitra i Abrahama ka nisaina ho fahamarinany izany» (Gen 15.6). Jereo ny toko |