Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Romana 16:1 - Baiboly Katolika

1 Indro i Febe anabavintsika, lazaiko tsara aminareo, fa mpikarakara ny Eglizy ao Senkrea,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

1 Iny i Foiby anabavintsika, diakonan’ny fiangonana atỳ Kenkrea, lazaiko tsara aminareo,

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

1 Anafatrafarako anareo fa i Feba havantsika, diakônin’ny Fiangonana any Senkrea.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Anafatrafarako anareo fa i Feba havantsika, diakônin’ny Fiangonana any Senkrea.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

1 INDRY, Foiby anabavintsika, diakon’ny fiangonana atỳ Kenkrea, lazaiko tsara aminareo,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

1 Indry, Foiby anabavintsika, diakon'ny fiangonana atỳ Kenkrea, lazaiko tsara aminareo,

Jereo ny toko dika mitovy




Romana 16:1
10 Rohy Ifampitohizana  

Fa na zovy na zovy hanao ny sitrapon’ny Raiko izay any an-danitra, dia rahalahiko sy anabaviko ary reniko.»


ka tsy hahazo zato heny ankehitriny amin’ity fiainana ity, dia trano, rahalahy, anabavy, reny, zanaka, tany, na dia ao anatin’ny fanenjehana aza, ary ny fiainana mandrakizay any amin’ny ho avy.


i Joana vadin’i Kozà mpitandrina ny fananan’i i Herôda, ary i Sozana mbamin’ny maro hafa koa izay nanampy Azy tamin’ny fananany.


Mbola nitoetra tao Kôrinto andro maromaro ihany i Paoly, vao nanao veloma ny havana iray finoana, ka niondrana nankany Siria, niaraka tamin’i Prisila sy i Akilasy, ary nohetezany tao Senkrea ny volon-dohany, fa nisy voady nataony.


Moa midera tena indray va izahay? Sa mila taratasy tahaka ny sasany filazan-tsoa anay na ho any aminareo, na avy any aminareo?


ny anti-bavy, toy ny reny; ny tovovavy, toy ny anabavy, amim-pahadiovana tanteraka.


sy i Apia anabavy malala, sy i Arkipo mpiara-miady aminay, ary ny Eglizy izay ao an-tranonao:


Raha misy rahalahy na anabavy tsy manan-kitafy sy tsy manan-kohanina isan’andro,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra