Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -

Nomery 7:25 - Baiboly Katolika

25 Izao no nateriny: lovia volafotsy iray, lanjana 130 sikla, kapoaka volafotsy iray, 70 sikla, araka ny sikla masina, samy feno lafarina tsara indrindra voadity tamin’ny diloilo izy roa ireo, ho fanatitra;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

25 Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekela telopolo amby zato no lanjany, lovia volafotsy iray famafazana, sekela fitopolo, araka ny sekela masina; izy roa dia samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra avy amin’ny zavamaniry;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

25 Ny fanatiny dia lovia volafotsy, iray sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

La Bible en Malgache

25 Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekela telopolo amby zato no lanjany, lovia volafotsy iray famafazana, sekela fitopolo, araka ny sekela masina; izy roa dia samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra avy amin’ny zavamaniry;

Jereo ny toko dika mitovy

Nomery 7:25
3 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’ny andro fahatelo dia an’i Eliaba zanak’i Helona, filohan’ny taranak’i Zabolôna.

lovia kely volamena, folo sikla, feno zava-manitra;

Efa nomen-dreniny hevitra rahateo razazavavy, ka hoy izy hoe: «Omeo ahy eto amin’ny lovia ny lohan’i Joany Batista.»

Araho izahay:

dokam-barotra

dokam-barotra