Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 7:26 - Baiboly Katolika

26 lovia kely volamena, folo sikla, feno zava-manitra;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 lovia kely volamena iray, sekela folo, feno ditin-kazo manitra;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 lovia kely volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 lovia kely volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

26 lovia kely volamena iray, sekela folo, feno ditin-kazo manitra;

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 7:26
4 Rohy Ifampitohizana  

Nentiny koa ny vilany, ny lapelina, ny antsy, ny vilia kely, ny kôpy, mbamin’ny fanaka varahina rehetra, fitondra manao ny fanompoana.


lovia kely volamena iray, 10 sikla, feno zava-manitra;


Izao no nateriny: lovia volafotsy iray, lanjana 130 sikla, kapoaka volafotsy iray, 70 sikla, araka ny sikla masina, samy feno lafarina tsara indrindra voadity tamin’ny diloilo izy roa ireo, ho fanatitra;


vantotr’ombalahy iray, ondralahy iray, zanak’ondry iray, efa iray taona, ho sorona dorana;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra