Nomery 7:24 - Baiboly Katolika24 Tamin’ny andro fahatelo dia an’i Eliaba zanak’i Helona, filohan’ny taranak’i Zabolôna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201124 Tamin’ny andro fahatelo dia ny lohan’ny taranak’i Zebolona, i Eliaba, zanak’i Helona, no nanolotra ny fanatiny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy24 Ary tamin’ny andro fahatelo dia Eliaba, zanak’i Helona, lohan’ny taranak’i Zebolona, no nanatitra. Jereo ny tokoMalagasy Bible24 Ary tamin'ny andro fahatelo dia Eliaba, zanak'i Helona, lohan'ny taranak'i Zebolona, no nanatitra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache24 Tamin’ny andro fahatelo dia ny lohan’ny taranak’i Zebolona, i Eliaba, zanak’i Helona, no nanolotra ny fanatiny. Jereo ny toko |