Nomery 7:23 - Baiboly Katolika23 ary omby roa, ondralahy dimy, osy lahy dimy, zanak’ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr’i Natanaely zanak’i Soara. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Netanela, zanak’i Zoara. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Netanela, zanak’i Zoara. Jereo ny tokoMalagasy Bible23 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr'i Netanela, zanak'i Zoara. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache23 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Netanela, zanak’i Zoara. Jereo ny toko |