Nomery 5:20 - Baiboly Katolika20 Fa raha nivily kosa nanao fahalotoana ianao, dieny mbola eo am-pelatanan’i vadinao, fa lehilahy hafa afa-tsy ny vadinao no nandry taminao, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 fa raha nivaona tamin’ny vadinao kosa ianao ka voaloto, fa nisy lehilahy nandry taminao, afa-tsy ny vadinao, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA20 Fa raha voaloto tamin’ny nanitsakitsahanao ny vadinao kosa ianao, ka niray tamin’olon-kafa ankoatra ny vadinao, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Fa raha voaloto tamin’ny nanitsakitsahanao ny vadinao kosa ianao, ka niray tamin’olon-kafa ankoatra ny vadinao, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 fa raha nivily niala tamin’ny vadinao kosa hianao ka voaloto ihany, fa nisy lehilahy nandry taminao, afa-tsy ny vadinao– Jereo ny tokoMalagasy Bible20 fa raha nivily niala tamin'ny vadinao kosa ianao ka voaloto ihany, fa nisy lehilahy nandry taminao, afa-tsy ny vadinao, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache20 fa raha nivaona tamin’ny vadinao kosa ianao ka voaloto, fa nisy lehilahy nandry taminao, afa-tsy ny vadinao, Jereo ny toko |