Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 5:20 - DIEM PROTESTANTA

20 Fa raha voaloto tamin’ny nanitsakitsahanao ny vadinao kosa ianao, ka niray tamin’olon-kafa ankoatra ny vadinao,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 fa raha nivaona tamin’ny vadinao kosa ianao ka voaloto, fa nisy lehilahy nandry taminao, afa-tsy ny vadinao,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Fa raha voaloto tamin’ny nanitsakitsahanao ny vadinao kosa ianao, ka niray tamin’olon-kafa ankoatra ny vadinao,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

20 Fa raha nivily kosa nanao fahalotoana ianao, dieny mbola eo am-pelatanan’i vadinao, fa lehilahy hafa afa-tsy ny vadinao no nandry taminao,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 fa raha nivily niala tamin’ny vadinao kosa hianao ka voaloto ihany, fa nisy lehilahy nandry taminao, afa-tsy ny vadinao–

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 fa raha nivily niala tamin'ny vadinao kosa ianao ka voaloto ihany, fa nisy lehilahy nandry taminao, afa-tsy ny vadinao,

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 5:20
2 Rohy Ifampitohizana  

«Raha misy lehilahy mandefa lahinaina tsy nahy amin’ny alina, dia hampandro ny tenany manontolo izy sady haloto mandra-paharivan’ny andro.


mba hamepetra ny Israelita hoe: –Mety hisy vehivavy nanitsakitsaka ny vadiny;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra