Nomery 4:35 - Baiboly Katolika35 hatramin’ny telopolo taona no ho miakatra, dia hatramin’ny dimampolo taona, izay rehetra tsy maintsy manao ny fanompoana, izay manana anjara raharaha ao amin’ny trano lay fihaonana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201135 hatramin’ny telopolo taona ka hatramin’ny dimampolo taona, dia izay rehetra tokony hanafika, fa hanao fanompoana ao amin’ny tranolay fihaonana izy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy35 hatramin’ny telo-polo taona ka hatramin’ny dimam-polo taona, dia izay rehetra niditra tamin’ny antokony hanao fanompoana ao amin’ny trano-lay fihaonana. Jereo ny tokoMalagasy Bible35 hatramin'ny telo-polo taona ka hatramin'ny dimam-polo taona, dia izay rehetra niditra tamin'ny antokony hanao fanompoana ao amin'ny trano-lay fihaonana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache35 hatramin’ny telopolo taona ka hatramin’ny dimampolo taona, dia izay rehetra tokony hanafika, fa hanao fanompoana ao amin’ny tranolay fihaonana* izy ireo. Jereo ny toko |