Nomery 4:36 - Baiboly Katolika36 Dia 2.750 no isan’ny voaisa araka ny fianakaviany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201136 Izay voaisa taminy, araka ny fianakaviany, dia dimampolo sy fitonjato sy roa arivo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy36 Ary izay nalamina taminy, araka ny fokony, dia dimam-polo amby fiton-jato sy roa arivo. Jereo ny tokoMalagasy Bible36 Ary izay nalamina taminy, araka ny fokony, dia dimam-polo amby fiton-jato sy roa arivo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache36 Izay voaisa taminy, araka ny fianakaviany, dia dimampolo sy fitonjato sy roa arivo. Jereo ny toko |