Nomery 4:33 - Baiboly Katolika33 Izany no fanompoan’ny fianakavian’ny zanak’i Merarỳ, dia ny fanompoana rehetra momba ny trano lay fihaonana, eo ambany fifehezan’i Itamara, zanak’i Aarôna mpisorona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201133 Izany no ho fanompoan’ny fianakavian’ny taranak’i Merary, araka ny fanompoany rehetra ao amin’ny tranolay fihaonana, ary Itamara, zanak’i Arona mpisorona, no ho mpifehy azy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA33 Izany no fanompoana nampiandraketina ny tariky ny Merarita tao amin’ny Tranolay fihaonana. I Itamara, zanakalahin’i Aharôna mpisorona, no hanara-maso azy amin’izany.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara33 Izany no fanompoana nampiandraketina ny tariky ny Merarita tao amin’ny Tranolay fihaonana. I Itamara, zanakalahin’i Aharôna mpisorona, no hanara-maso azy amin’izany.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy33 Izany no ho fanompoan’ny fokon’ny taranak’i Merary, araka ny fanompoany rehetra ao amin’ny trano-lay fihaonana, ary Itamara, zanak’i Arona mpisorona, no ho mpifehy azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible33 Izany no ho fanompoan'ny fokon'ny taranak'i Merary, araka ny fanompoany rehetra ao amin'ny trano-lay fihaonana, ary Itamara, zanak'i Arona mpisorona, no ho mpifehy azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache33 Izany no ho fanompoan’ny fianakavian’ny taranak’i Merary, araka ny fanompoany rehetra ao amin’ny tranolay fihaonana, ary Itamara, zanak’i Arona mpisorona, no ho mpifehy azy. Jereo ny toko |