Nomery 36:6 - Baiboly Katolika6 Ka izao no didin’i Iaveh ny amin’ny zanaka vavin’i Salfaada: hanambady izay tiany izy, nefa ny ao amin’ny fianakavian’ny fokon-drainy ihany no ho vadiny; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Izao no teny izay andidian’NY TOMPO ny amin’ny zanakavavin’i Zelofada: Mahazo manambady izay tiany izy, nefa avy ao amin’ny fokon’ny razany ihany no hovadiny. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 Izao no teny izay nandidian’ny TOMPO momba ny zanakavavin’i Tselôfehada: aoka izy hanambady izay tiany, nefa lehilahy ao amin’ny tarika nisy an-drainy ihany no hovadîny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Izao no teny izay nandidian’ny TOMPO momba ny zanakavavin’i Tselôfehada: aoka izy hanambady izay tiany, nefa lehilahy ao amin’ny tarika nisy an-drainy ihany no hovadîny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Izao no teny izay andidian’i Jehovah ny amin’ny zanakavavin’i Zelofada: Aoka izy hanambady izay tiany, nefa ny ao amin’ny fokon’ny firenen’ny razany ihany no hovadiny. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Izao no teny izay andidian'i Jehovah ny amin'ny zanakavavin'i Zelofada: Aoka izy hanambady izay tiany, nefa ny ao amin'ny fokon'ny firenen'ny razany ihany no hovadiny. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Izao no teny izay andidian’NY TOMPO ny amin’ny zanakavavin’i Zelofada: Mahazo manambady izay tiany izy, nefa avy ao amin’ny fokon’ny razany ihany no hovadiny. Jereo ny toko |