Nomery 36:6 - DIEM PROTESTANTA6 Izao no teny izay nandidian’ny TOMPO momba ny zanakavavin’i Tselôfehada: aoka izy hanambady izay tiany, nefa lehilahy ao amin’ny tarika nisy an-drainy ihany no hovadîny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Izao no teny izay andidian’NY TOMPO ny amin’ny zanakavavin’i Zelofada: Mahazo manambady izay tiany izy, nefa avy ao amin’ny fokon’ny razany ihany no hovadiny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Izao no teny izay nandidian’ny TOMPO momba ny zanakavavin’i Tselôfehada: aoka izy hanambady izay tiany, nefa lehilahy ao amin’ny tarika nisy an-drainy ihany no hovadîny. Jereo ny tokoBaiboly Katolika6 Ka izao no didin’i Iaveh ny amin’ny zanaka vavin’i Salfaada: hanambady izay tiany izy, nefa ny ao amin’ny fianakavian’ny fokon-drainy ihany no ho vadiny; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Izao no teny izay andidian’i Jehovah ny amin’ny zanakavavin’i Zelofada: Aoka izy hanambady izay tiany, nefa ny ao amin’ny fokon’ny firenen’ny razany ihany no hovadiny. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Izao no teny izay andidian'i Jehovah ny amin'ny zanakavavin'i Zelofada: Aoka izy hanambady izay tiany, nefa ny ao amin'ny fokon'ny firenen'ny razany ihany no hovadiny. Jereo ny toko |