Nomery 35:6 - Baiboly Katolika6 «Ary ny tanàna homenareo ny Levita, dia ny tanàna fialofana 6, izay halaminareo handosiran’izay nahafaty olona; ary fanampin’izany dia homenareo tanàna hafa 42 koa izy, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Ny tanàna homenareo ny levita dia tanàna fialofana, enina izay ho fandosiran’izay nahafaty olona, ary tanàna roa amby efapolo koa ambonin’ireo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 Ny tanàna homenareo ny Levita dia ny tanàna enina fialokalofana, izay hataonareo fandosiran’izay nahafaty olona, ary tanàna hafa 42 ihany koa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Ny tanàna homenareo ny Levita dia ny tanàna enina fialokalofana, izay hataonareo fandosiran’izay nahafaty olona, ary tanàna hafa 42 ihany koa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Ary izao no tanàna izay homenareo ny Levita: dia tanàna enina fandosirana, izay homenareo handosiran’izay nahafaty olona, sy tanàna roa amby efa-polo koa. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Ary izao no tanàna izay homenareo ny Levita: dia tanàna enina, fandosirana, izay homenareo handosiran'izay nahafaty olona, sy tanàna roa amby efa-polo koa. Jereo ny toko |