Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nomery 35:7 - Baiboly Katolika

7 dia ho 48 izany no ho tanàna homenareo ny Levita omban’ny tany fiandrasam-bibiny avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Koa ny tanàna rehetra izay homenareo ny levita dia valo amby efapolo mbamin’ny tany manodidina azy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

7 Ka ny fitambaran’ny tanàna rehetra izay homenareo ny Levita dia 48, miaraka amin’ny tany manodidina hiandrasany ny bibiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Ka ny fitambaran’ny tanàna rehetra izay homenareo ny Levita dia 48, miaraka amin’ny tany manodidina hiandrasany ny bibiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Koa ny tanàna rehetra izay homenareo ny Levita dia valo amby efa-polo mbamin’ny tany manodidina azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Koa ny tanàna rehetra izay homenareo ny Levita dia valo amby efa-polo mbamin'ny tany manodidina azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 35:7
3 Rohy Ifampitohizana  

«Omeo didy ny zanak’i Israely hanome tanàna ho an’ny Levita avy amin’ny lova hananany avy, mba honenany ao. Homenareo tany fiandrasam-biby manodidina izany tanàna izany koa ny Levita.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra