Nomery 33:42 - Baiboly Katolika42 Niala tao Salmonà izy, dia nitoby tao Fonôna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201142 Niala tao Zalmona dia nitoby tao Ponona. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA42 niala teo Tsalmônà, dia nitoby tao Ponôna; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara42 niala teo Tsalmônà, dia nitoby tao Ponôna; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy42 Ary nony niala tao Zalmona izy, dia nitoby tao Ponona. Jereo ny tokoMalagasy Bible42 Ary nony niala tao Zalmona izy, dia nitoby tao Ponona. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache42 Niala tao Zalmona dia nitoby tao Ponona. Jereo ny toko |