Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 33:41 - Baiboly Katolika

41 Niala tao an-tendrombohitra Hôra izy, dia nitoby tao Salmonà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

41 Niala tao amin’ny tendrombohitra Hora izy ireo dia nitoby tao Zalmona.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

41 Niala teo an-tendrombohitra Hôra ny Israelita, dia nankany Tsalmônà;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

41 Niala teo an-tendrombohitra Hôra ny Israelita, dia nankany Tsalmônà;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

41 Ary nony niala tao an-tendrombohitra Hora izy, dia nitoby tao Zalmona.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

41 Ary nony niala tao an-tendrombohitra Hora izy, dia nitoby tao Zalmona.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

41 Niala tao amin’ny tendrombohitra Hora izy ireo dia nitoby tao Zalmona.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 33:41
3 Rohy Ifampitohizana  

Niala tany an-tendrombohitra Hora izy ireo, dia nihazo ny lalan’ny Ranomasina Mena, hanodidina ny tanin’i Edôma. Namoifo tsy niaritra ny vahoaka tamin’io lalana io,


Ary ren’ilay Kananeanina mpanjakan’i Arada izay nonina teo Negeba amin’ny tany Kanaana fa hoe tamy ny zanak’i Israely.


Niala tao Salmonà izy, dia nitoby tao Fonôna.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra