Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nomery 33:42 - DIEM PROTESTANTA

42 niala teo Tsalmônà, dia nitoby tao Ponôna;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

42 Niala tao Zalmona dia nitoby tao Ponona.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

42 niala teo Tsalmônà, dia nitoby tao Ponôna;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

42 Niala tao Salmonà izy, dia nitoby tao Fonôna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

42 Ary nony niala tao Zalmona izy, dia nitoby tao Ponona.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

42 Ary nony niala tao Zalmona izy, dia nitoby tao Ponona.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 33:42
2 Rohy Ifampitohizana  

Niala teo an-tendrombohitra Hôra ny Israelita, dia nankany Tsalmônà;


niala teo Ponôna; dia nitoby tao Ôbôta;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra