Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 33:15 - Baiboly Katolika

15 Niala tao Rafidima izy, dia nitoby tany an’efitra Sinaia.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Niala tao Refidima dia nitoby tany an-tany efitr’i Sinay.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

15 Niala teo Refidima ny Israelita, dia nankany an-taniefitr’i Sinay;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Niala teo Refidima ny Israelita, dia nankany an-taniefitr’i Sinay;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Ary nony niala tao Refidima izy, dia nitoby tany an-efitr’i Sinay.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Ary nony niala tao Refidima izy, dia nitoby tany an-efitr'i Sinay.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 Niala tao Refidima dia nitoby tany an-tany efitr’i Sinay.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 33:15
3 Rohy Ifampitohizana  

Niala teo Elima izy ireo ary ny fiangonan’ny zanak’i Israely rehetra dia tonga tany an’efitra Sina, anelanelan’i Elima sy Sinaia tamin’ny andro fahadimy ambin’ny folon’ny volana faharoa, taorian’ny nialany tany amin’ny tany Ejipta.


Ka nanohy ny diany ny zanak’i Israely, dia niala tao amin’ny efitra Sinaia, ary tany amin’ny efitra Faràna no nijanona ny rahona.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra