Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 33:14 - Baiboly Katolika

14 Niala tao Alosy izy, dia nitoby tao Rafidima, ary tsy nisy rano tao hosotroin’ny vahoaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Niala tao Alosy dia nitoby tao Refidima na dia tsy nisy rano hosotroin’ny olona aza tao.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

14 niala teo Alosa, dia nitoby tao Refidima izay tsy nahitan’ny olona rano hosotroina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 niala teo Alosa, dia nitoby tao Refidima izay tsy nahitan’ny olona rano hosotroina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Ary nony niala tao Alosy izy, dia nitoby tao Refidima; ary tsy nisy rano tao hosotroin’ny olona.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Ary nony niala tao Alosy izy, dia nitoby tao Refidima; ary tsy nisy rano tao hosotroin'ny olona.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Niala tao Alosy dia nitoby tao Refidima na dia tsy nisy rano hosotroin’ny olona aza tao.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 33:14
3 Rohy Ifampitohizana  

Efa niala tany Refidima izy; ary nony tonga tamin’ny efitr’i Sinaia, dia nitoby tao an’efitra; tandrifin’ny tendrombohitra no nitobian’i Israely.


Niala tao Dafkà izy, dia nitoby tao Alosy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra