Nomery 33:11 - Baiboly Katolika11 Niala teo amin’ny Ranomasina Mena izy, dia nitoby tany an’efitra Sina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Niala tao amoron’ny Ranomasina Mena dia nitoby tany an-tany efitra Sina. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 niala teo amin’ny Ranomasin’ny Volotara, dia nitoby tao amin’ny taniefitra Sîna; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 niala teo amin’ny Ranomasin’ny Volotara, dia nitoby tao amin’ny taniefitra Sîna; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary nony niala tao amoron’ny Ranomasina Mena izy, dia nitoby tany an-efitra Sina. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary nony niala tao amoron'ny Ranomasina Mena izy, dia nitoby tany an-efitra Sina. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Niala tao amoron’ny Ranomasina Mena dia nitoby tany an-tany efitra Sina. Jereo ny toko |