Nomery 33:11 - DIEM PROTESTANTA11 niala teo amin’ny Ranomasin’ny Volotara, dia nitoby tao amin’ny taniefitra Sîna; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Niala tao amoron’ny Ranomasina Mena dia nitoby tany an-tany efitra Sina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 niala teo amin’ny Ranomasin’ny Volotara, dia nitoby tao amin’ny taniefitra Sîna; Jereo ny tokoBaiboly Katolika11 Niala teo amin’ny Ranomasina Mena izy, dia nitoby tany an’efitra Sina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary nony niala tao amoron’ny Ranomasina Mena izy, dia nitoby tany an-efitra Sina. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary nony niala tao amoron'ny Ranomasina Mena izy, dia nitoby tany an-efitra Sina. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Niala tao amoron’ny Ranomasina Mena dia nitoby tany an-tany efitra Sina. Jereo ny toko |