Nomery 33:10 - Baiboly Katolika10 Niala tao Elima izy, dia nitoby teo amoron’ny Ranomasina Mena. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Niala tao Elima dia nitoby teo amoron’ny Ranomasina Mena. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 niala tao Elimà, dia nitoby teo akaikin’ny Ranomasin’ny Volotara; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 niala tao Elimà, dia nitoby teo akaikin’ny Ranomasin’ny Volotara; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ary nony niala tao Elima izy, dia nitoby tao amoron’ny Ranomasina Mena. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Ary nony niala tao Elima izy, dia nitoby tao amoron'ny Ranomasina Mena. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Niala tao Elima dia nitoby teo amoron’ny Ranomasina Mena. Jereo ny toko |