Nomery 31:42 - Baiboly Katolika42 Ny amin’ilay antsasany an’ny zanak’i Israely kosa, izay navahan’i Môizy tamin’ny an’ny mpanafika, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201142 Avy tamin’ilay antsasany izay an’ny Zanak’Israely, izay nozarain’i Mosesy avy tamin’ny mpanafika, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA42-43 Ny anjara nomena ny fiangonan’i Israely sisa dia mitovy amin’ny an’ny mpiantafika, izany hoe ondry aman’osy 337 500, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara42-43 Ny anjara nomena ny fiangonan’i Israely sisa dia mitovy amin’ny an’ny mpiantafika, izany hoe ondry aman’osy 337 500, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy42 Ary avy tamin’ny antsasany an’ny Zanak’Isiraely, izay nozarain’i Mosesy avy tamin’ny mpanafika Jereo ny tokoMalagasy Bible42 Ary avy tamin'ny antsasany an'ny Zanak'Isiraely, izay nozarain'i Mosesy avy tamin'ny mpanafika Jereo ny tokoLa Bible en Malgache42 Avy tamin’ilay antsasany izay an’ny Zanak’Israely, izay nozarain’i Mosesy avy tamin’ny mpanafika, Jereo ny toko |