Nomery 31:43 - Baiboly Katolika43 io antsasany an’ny fiangonana io, dia nisy ondry 337.500, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201143 dia ilay antsasany izay an’ny fiangonana; izany hoe ondry aman’osy dimanjato sy arivo sy telo alina sy telo hetsy, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy43 (fa ny antsasany an’ny fiangonana dia ondry aman-osy diman-jato amby fito arivo sy telo alina sy telo hetsy, Jereo ny tokoMalagasy Bible43 (fa ny antsasany an'ny fiangonana dia ondry aman'osy dimanjato amby fito arivo sy telo alina sy telo hetsy, Jereo ny toko |