Nomery 31:3 - Baiboly Katolika3 Dia niteny tamin’ny vahoaka i Môizy nanao hoe: «Omàny hiantafika ny lehilahy sasany aminareo, ka aoka handroso hanafika an’i Madiàna izy, mba hahatanteraka ny famalian’i Iaveh an’i Madiàna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Dia niteny tamin’ny olona i Mosesy hoe: Misia aminareo mandray fiadiana ka hanafika ny Midianita mba hahatanteraka ny famalian’NY TOMPO ny Midianita. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 Ka hoy i Mosesy tamin’ny vahoaka: –Aoka hivonon-kiatrika ady ny sasany aminareo ary hanafika ny Midianita hahatanteraka ny famaizan’ny TOMPO azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Ka hoy i Mosesy tamin’ny vahoaka: –Aoka hivonon-kiatrika ady ny sasany aminareo ary hanafika ny Midianita hahatanteraka ny famaizan’ny TOMPO azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Dia niteny tamin’ny olona Mosesy ka nanao hoe: Miomàna ho any an-tafika ny sasany aminareo, ary aoka izy hanafika ny Midianita, hahatanteraka ny famalian’i Jehovah azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Dia niteny tamin'ny olona Mosesy ka nanao hoe: Miomàna ho any an-tafika ny sasany aminareo, ary aoka izy hanafika ny Midianita, hahatanteraka ny famalian'i Jehovah azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Dia niteny tamin’ny olona i Mosesy hoe: Misia aminareo mandray fiadiana ka hanafika ny Midianita mba hahatanteraka ny famalian’NY TOMPO ny Midianita. Jereo ny toko |