Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 30:16 - Baiboly Katolika

16 Raha atỳ aorian’ny andro nandrenesany izany izy vao manafoana azy, dia izy no hitondra ny heloky ny vavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Fa raha manao izay hahafoana izany izy aorianan’ny nandrenesany azy dia izy no hitondra ny heloky ny vavy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

16 Fa raha aorian’ny andro nandrenesany izany kosa ny lahy no hanapa-kevitra hanafoana izany, dia izy no hovesaran’ny heloky ny vadiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Fa raha aorian’ny andro nandrenesany izany kosa ny lahy no hanapa-kevitra hanafoana izany, dia izy no hovesaran’ny heloky ny vadiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Fa raha manao izay hahafoana izany izy aorian’ny andrenesany azy, dia hitondra ny heloky ny vavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Fa raha manao izay hahafoana izany izy aorian'ny andrenesany azy, dia hitondra ny heloky ny vavy izy. Ireo no lalàna izay nandidian'i Jehovah an'i Mosesy ny amin'ny lehilahy sy ny vadiny, ary ny amin'ny ray sy ny zananivavy, raha mbola zaza ao an-tranon-drainy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Fa raha manao izay hahafoana izany izy aorianan’ny nandrenesany azy dia izy no hitondra ny heloky ny vavy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 30:16
7 Rohy Ifampitohizana  

Izany no lalàna momba ny fery habokana amin’ny fitafiana volon’ondry na rongony, ny kofehy natao tenany na fahany, ary ny zavatra natao tamin’ny hoditra, na inona na inona izany, mba hilazana azy hoe madio na maloto.


Rehefa tsy niteniteny taminy androtr’iny sy ny manaraka iny izy, dia mandraikitra ny voady rehetra sy ny famehezan-tena rehetra mahazo izy: ny tsy nitenitenenany taminy tamin’ny andro nandrenesany an’izany no nandraiketany azy.


Niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe:


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra