Nomery 30:17 - Baiboly Katolika17 Izany no lalàna nandidian’i Iaveh an’i Môizy ny amin’ny lehilahy sy ny vadiny, ary ny amin’ny ray sy ny zanany vavy, raha mbola zaza an-trano ao amin-drainy izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Ireo no fitsipika nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy ny amin’ny lehilahy sy ny vadiny ary ny amin’ny ray sy ny zanany vavy, raha mbola zaza ao an-tranon’ny rainy Razazavavy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 «Ireo no lalàna izay nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy momba ny voady ataon’ny vehivavy manambady na koa ataon’ny tovovavy mbola mipetraka ao an-tranon-drainy.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 «Ireo no lalàna izay nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy momba ny voady ataon’ny vehivavy manambady na koa ataon’ny tovovavy mbola mipetraka ao an-tranon-drainy.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Ireo no lalàna izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy ny amin’ny lehilahy sy ny vadiny, ary ny amin’ny ray sy ny zanani-vavy, raha mbola zaza ao an-tranon-drainy izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Ireo no fitsipika nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy ny amin’ny lehilahy sy ny vadiny ary ny amin’ny ray sy ny zanany vavy, raha mbola zaza ao an-tranon’ny rainy Razazavavy. Jereo ny toko |