Nomery 30:14 - Baiboly Katolika14 Ny voady amam-pianianana rehetra amehezany tena hampahory ny fanahiny, dia azon’ny lahy araikitra, ary azon’ny lahy foanana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Ny voady rehetra sy ny fianianana rehetra amehezany tena hampahory ny tenany dia ny lahy ihany no hampanan-kery azy na hanafoana azy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 Ny voady na fianianana rehetra nataon’ny vavy mba hifady hanina dia ny vadiny irery ihany no mampanan-kery na mahafoana izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Ny voady na fianianana rehetra nataon’ny vavy mba hifady hanina dia ny vadiny irery ihany no mampanan-kery na mahafoana izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Ny voady rehetra sy ny fianianana rehetra amehezany tena hampahory ny tenany, dia ny lahy ihany no tsy hahafaka azy, na hahafaka azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Ny voady rehetra sy ny fianianana rehetra amehezany tena hampahory ny tenany, dia ny lahy ihany no tsy hahafaka azy, na hahafaka azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Ny voady rehetra sy ny fianianana rehetra amehezany tena hampahory ny tenany dia ny lahy ihany no hampanan-kery azy na hanafoana azy. Jereo ny toko |