Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nomery 30:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Ny voady na fianianana rehetra nataon’ny vavy mba hifady hanina dia ny vadiny irery ihany no mampanan-kery na mahafoana izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Ny voady rehetra sy ny fianianana rehetra amehezany tena hampahory ny tenany dia ny lahy ihany no hampanan-kery azy na hanafoana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Ny voady na fianianana rehetra nataon’ny vavy mba hifady hanina dia ny vadiny irery ihany no mampanan-kery na mahafoana izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Ny voady amam-pianianana rehetra amehezany tena hampahory ny fanahiny, dia azon’ny lahy araikitra, ary azon’ny lahy foanana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Ny voady rehetra sy ny fianianana rehetra amehezany tena hampahory ny tenany, dia ny lahy ihany no tsy hahafaka azy, na hahafaka azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Ny voady rehetra sy ny fianianana rehetra amehezany tena hampahory ny tenany, dia ny lahy ihany no tsy hahafaka azy, na hahafaka azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 30:14
2 Rohy Ifampitohizana  

Fa raha manafoana kosa ny lahy amin’ny andro andrenesany izany, dia tsy manan-kery ny voady amam-pianianana nataon-dravehivavy. Hamela azy ny TOMPO satria nofoanan’ny vadiny ny voady nataony.


Fa raha tsy manohitra an-dravehivavy kosa ny lahy hatramin’ny ampitson’ny andro nandrenesany ny voady amam-pianianany, dia mampanan-kery izany. Ny tsy nanoherany an-dravehivavy tamin’ny andro nandrenesany no mampanan-kery izany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra