Nomery 3:35 - Baiboly Katolika35 Ny filohan’ny foko iavian’ny fianakavian’i Merarỳ, dia i Soriela zanak’i Abihaiela. Eo amin’ny lafiny avaratra amin’ny Fonenana no nitobian’izy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201135 Ny lohan’ny fianakavian’i Merary dia i Zoriela, zanak’i Abihaila. Ireo no hitoby eo amin’ny lafiny avaratra amin’ny tabernakely. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA35 I Tsoriela zanakalahin’i Abihaîla no filoham-pianakaviamben’ny Merarita. Nitoby teo amin’ny lafy avaratry ny Fonena-masina izy ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara35 I Tsoriela zanakalahin’i Abihaîla no filoham-pianakaviamben’ny Merarita. Nitoby teo amin’ny lafy avaratry ny Fonena-masina izy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy35 Ary ny lohan’ny fianakaviana amin’ny fokon’i Merary dia Zoriela, zanak’i Abihaila; ireo no hitoby eo amin’ny lafiny avaratra amin’ny tabernakely. Jereo ny tokoMalagasy Bible35 Ary ny lohan'ny fianakaviana amin'ny fokon'i Merary dia Zoriela, zanak'i Abihaila; ireo no hitoby eo amin'ny lafiny avaratra amin'ny tabernakely. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache35 Ny lohan’ny fianakavian’i Merary dia i Zoriela, zanak’i Abihaila. Ireo no hitoby eo amin’ny lafiny avaratra amin’ny tabernakely. Jereo ny toko |