Nomery 3:34 - Baiboly Katolika34 Roan-jato amby enina arivo no isan’izy ireo, tamin’ny nanisana ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201134 Izay voaisa, araka ny isan’ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra, dia roanjato sy enina arivo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA34 Rehefa natao fanisana ny lehilahy rehetra tao aminy, izay feno iray volana no ho miakatra, dia 6 200. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara34 Rehefa natao fanisana ny lehilahy rehetra tao aminy, izay feno iray volana no ho miakatra, dia 6 200. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy34 Ary izay nalamina, araka ny isan’ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra, dia roan-jato amby enina arivo. Jereo ny tokoMalagasy Bible34 Ary izay nalamina, araka ny isan'ny lahy rehetra hatramin'ny iray volana no ho miakatra, dia roan-jato amby enina arivo, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache34 Izay voaisa, araka ny isan’ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra, dia roanjato sy enina arivo. Jereo ny toko |