Nomery 3:35 - DIEM PROTESTANTA35 I Tsoriela zanakalahin’i Abihaîla no filoham-pianakaviamben’ny Merarita. Nitoby teo amin’ny lafy avaratry ny Fonena-masina izy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201135 Ny lohan’ny fianakavian’i Merary dia i Zoriela, zanak’i Abihaila. Ireo no hitoby eo amin’ny lafiny avaratra amin’ny tabernakely. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara35 I Tsoriela zanakalahin’i Abihaîla no filoham-pianakaviamben’ny Merarita. Nitoby teo amin’ny lafy avaratry ny Fonena-masina izy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika35 Ny filohan’ny foko iavian’ny fianakavian’i Merarỳ, dia i Soriela zanak’i Abihaiela. Eo amin’ny lafiny avaratra amin’ny Fonenana no nitobian’izy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy35 Ary ny lohan’ny fianakaviana amin’ny fokon’i Merary dia Zoriela, zanak’i Abihaila; ireo no hitoby eo amin’ny lafiny avaratra amin’ny tabernakely. Jereo ny tokoMalagasy Bible35 Ary ny lohan'ny fianakaviana amin'ny fokon'i Merary dia Zoriela, zanak'i Abihaila; ireo no hitoby eo amin'ny lafiny avaratra amin'ny tabernakely. Jereo ny toko |
«Amin’ny lafiny avaratra kosa no hisy ireo tafika mivondrona ao anatin’ny tobin’i Dana, izay ahitana mifanila ny tafika danita sy aserita ary naftalita. Ny vatan-dehilahy voaisa ho afa-mitam-piadiana dia hotarihin’ny filoha anankiray avy amin’ny fokony araka izao: ho an’ny fokon’i Dana dia i Ahihezera zanakalahin’i Hamisaday miaraka amin’ny vatan-dehilahy 62 700; ho an’ny fokon’i Asera dia i Pagihiela zanakalahin’i Hôkràna miaraka amin’ny vatan-dehilahy 41 500; ho an’ny fokon’i Naftalỳ dia i Ahira zanakalahin’i Henàna miaraka amin’ny vatan-dehilahy 53 400.