Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 29:33 - Baiboly Katolika

33 mbamin’ny fanatitra momba azy sy ny fanatitra araraka momba azy, amin’ny ombalahy sy ny ondralahy ary ny zanak’ondry araka ny isany avy, manaraka ny fitsipika.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

33 ary ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ampombaina azy sy ireo fanatitra aidina ampombaina ny vantotra ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak’ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

33 ary ny fanatitra hohanina momba azy sy ny fanatitra aidina momba azy, dia amin’ny vantotr’ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak’ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

33 ary ny fanatitra hohanina momba azy sy ny fanatitra aidina momba azy, dia amin'ny vantotr'ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak'ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao,

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 29:33
2 Rohy Ifampitohizana  

Amin’ny andro fahafito manatera ombalahy fito, ondralahy roa, zanak’ondry 14, efa iray taona, tsy misy kilema,


Osy lahy iray no hatao sorona noho ny ota, ka tsy hajanona anefa ny sorona dorana tsy tapaka, mbamin’ny fanatitra momba azy sy ny fanatitra araraka momba azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra