Nomery 29:32 - Baiboly Katolika32 Amin’ny andro fahafito manatera ombalahy fito, ondralahy roa, zanak’ondry 14, efa iray taona, tsy misy kilema, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201132 Amin’ny andro fahafito dia vantotra ombilahy fito sy ondrilahy roa ary zanak’ondry efatra amby folo, izay iray taona avy, sady tsy misy kilema, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy32 Ary amin’ny andro fahafito koa dia vantotr’ombilahy fito sy ondrilahy roa ary zanak’ondry efatra ambin’ny folo, izay iray taona sady tsy misy kilema, Jereo ny tokoMalagasy Bible32 Ary amin'ny andro fahafito koa dia vantotr'ombilahy fito sy ondrilahy roa ary zanak'ondry efatra ambin'ny folo, izay iray taona sady tsy misy kilema, Jereo ny toko |